Association Mamindrasoa - Akany Paradisan'ny Ankizy

Mpikambana Amperinasa

Rakotoarimanana Jean Maurice

Rakotoarimanana Jean Maurice

Mpanorina

Nanomboka mpikambana: Taona 1998, taona niandohana

Antony nidirana:Te hanampy ireo zokiolona sahirana eny an-toerana, sy ireo zaza malagasy tsy mandia fianarana.

Tanjonao manokana: Ny mba hazahoan'ireo zaza malagasy rehetra fanabeazana.

Tenim-pahendrena: "Koa amin'izany, izay rehetra tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy amin'ny olona koa toraka izany, fa izany no Lalana sy Mpaminany" Mat 7: 12

Ravololomalala Eveline Malica

Ravololomalala Eveline Malica

Filoha amperinasa

Nanomboka mpikambana: Taona 1999, hatrany amboalohany

Antony nidirana: Satria zanak'olona sahirana ary mba niankina tamin'ny fanampian'ny hafa ihany koa dia nahatsapa fa ny fifanampiana ihany no anton'ny fahombiazana.

Tanjonao manokana: Mba hahatafita ankizy sahirana marobe.

Tenim-pahendrena: "Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toa izao ahy."

Rakotoarisoa Fanjanirina Eliane Marie Brigitte

Rakotoarisoa Fanjanirina Eliane Marie Brigitte

Mpisolo tena ny mpanorina

Nanomboka mpikambana: 1998 taona niandohana

Antony nidirana: Fahatsapana fa misy sahirana mitovy amin'ny tena any mila fanampiana ka nirotsaka aho nanatevin-daharana hanampy ny mpikambana.

Tanjonao manokana: Ny hampanjaka ny fifankatiavana sy firahalahiana. Hifanasoa ihany koa ao anatin'ny fikambanana.

Tenim-pahendrena: "Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo, ka nanendry anareo mba handehananareo sy hahavokaranareo, ary haharetan'ny vokatrareo sy hanomezan'ny Raiko anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako" Joany 15: 16

Ravaoarisoa Marie Adeline Stella

Ravaoarisoa Marie Adeline Stella

Talen'ny APA
Razafindratsara Tianasoa Heriniaina

Razafindratsara Tianasoa Heriniaina

Mpitan-tsoratra & Mpampianatra

Nanomboka mpikambana: Taona 2006

Antony nidirana: Nahafaly ny fo ny nahita ireo tanora nanampy ny be antitra sy nanabe ireo ankizy sahirana teo amin'ny fokontany nisy ny tena, ary dia roboka sy nazoto ary nanapa-kevitra fa hiditra ho isan'ireo tanora ao amin'ny MMS.

Tanjonao manokana: Mba hampandroso sy hahatafita an'ny Madagasikara.

Tenim-pahendrena: "Na ny lavorary indrindra amin'ny zanak'olombelona aza raha tsy manana fahendrena avy aminao, dia isaina ho tsinotsinona"

Rakotoarisoa Marie Sylvie

Rakotoarisoa Marie Sylvie

Mpampianatra
Raharimanana Sonia

Raharimanana Sonia

Mpitam-bola & Mpampianatra

Nanomboka mpikambana: Taona 2011

Antony nidirana: Nahafinaritra ahy sady mety tamiko ny activites nataon'ny fikambanana sy ny tanjony, dia zah koa tia sy mazoto manampy ny hafa.

Tanjonao manokana: Ny hampiroborobo sy hampaharitra hatrany ny fikambanana.

Tenim-pahendrena: "Anaka, aoka tsy hiala eo imasonao fa tano ny fahendrena amam-pisainana"

Rakotoarisoa Bako Aina Marie Patricia

Rakotoarisoa Bako Aina Marie Patricia

Mpampianatra
Ravaombolanoro Marie Olivia

Ravaombolanoro Marie Olivia

Mpampianatra
RN

Razafindrakoto Narcisse

Mpanolo-tsaina
MF

Raharimalala Vololontsoa Marie Francine

Mpikambana
SH

Raharimalala Vololomihantra Sophie Hanitra

Mpikambana
TJ

Razafialinoro Tahiriniaina Jeanine

Mpikambana
HR

Andomanana Heriniaina Robelle

Mpampianatra
Lalaniaina Marie Simone

Lalaniaina Marie Simone

Mpikambana
MA

Razafindratsara Marie Annie

Mpikambana
FJ

Rasoarimalala Farasoa Jeanine

Mpahandro sakafo - Cafetaria
Hiverina any amin'ny pejy voalohany